Top articles

  • NY EJA : ATELIER HO AN'NY MPIANATRA LMA

    24 avril 2007 ( #lma.anciens )

    Atelier - Fanorotorona sy fitantanana ny mpianatra LMA amin'ny poezia! Ao anatin'ny fankalazana ny faha 20 tana nanoratany, Amin'ny alarobia 25 avril 2007 dia manomana atelier ny Eja ho an'ny mpianatra LMA . Ny zavatra atao amin'izany dia ny famoronana...

  • Hikorana indray ny LMA any DAGO

    18 mai 2007 ( #lma.anciens )

    NDAO HIREVY II Tadidinao ve ny "NDAO HIREVY 1 ? " Nahafinaritra tokoa izany ka dia raikitra indray ary ny "NDAO HIREVY II" !! KARAOKE-DANCING Hihaona indray ao amin'ny Salle 30 - LMA isika anciens LMA eto Antananarivo ny Zoma 1 Jona 2007 @ 21h00. Mandritry...

  • NDAO HIREVY II ! !

    14 juin 2007 ( #lma.anciens )

    "NDAO HIREVY II ! !“ FAHOMBIAZANA TANTERAKA ! ! Efa ela tokoa angamba izay tsy nihaonana izay ka dia indro ireto mpinamana, mpiara mianatra fahiny tao amin'ny LMA fa nanao fihaonana indray tao amin’ny Efitrano faha-30, ny zoma 1 Jona lasa teo. Vao tamin'ny...

  • Théatre malgache

    03 novembre 2006 ( #lma.anciens )

    Zoma 15 Desambra 2006 Tongava maro ! ! ! Tadidinao ve ANDRIANDALAOARIVONY Jeannot mivady ? Nanentana antsika tamin'ny tononkalo sy karazia izy ireo tamin'ny fihaonanan'ny LMA-ex tany Montana (jereo http://lma.anciens.over-blog.com/article-2664391.html...

  • Fantatrao ve i " NY EJA " ?

    29 septembre 2005 ( #Mpianatra taloha e! )

    Solonomenjanahary Ranivoarisoa Eugénie Monique no tena anarany . Izay niara-nianatra tamin'i " NY EJA " tao amin' i L.M.Ampefiloha dia mahafantatra ny fitiavany tonon-kalo . Tsaroany tsara i Mr Olivier, mpampianatra malagasy fony izy tao amin'ny 1ère...

  • AVIS DE RECHERCHE !!!

    20 décembre 2006 ( #LMA )

    Pour tous ceux qui recherchent des "ex-LMA", ils peuvent CONSULTER* ou REDIGER* leurs annonces directement en cliquant sur l'option "COMMENTAIRES " ci-dessous . Merci et bonnes retrouvailles ! * Important : aprés rédaction de votre annonçe ou message,...

  • 40 taona ny LMA : vita soa aman-tsara !

    18 juin 2006 ( #lma.anciens )

    LMA : FANKALAZANA NY FAHA-40 TAONA tao ANTANANARIVO Vita soa aman-tsara ny fankalazana ny faha-40 taona ny LYCEE MODERNE AMPEFILOHA , tany Madagascar tamin'ny Sabotsy faha-10 Jiona lasa teo. Ireto ary ny soratra sy sary eo am-pelatànana mikasika ny korana...

  • Andao HIREVY e ! Fahombiazana tanteraka ! !

    03 mai 2006 ( #lma.anciens )

    " ANDAO HIREVY E ! ! " Izao no sary fandraisana ireo Ex-LMA sy ny namana rehetra.... Vita soa aman-tsàra ny fihaonana nokarakarain'ny ex-LMA tao Antananarivo tamin'ny Zomà faha 27 Aprily lasa teo. Isaorana manokana i NY EJA, izay tsy atolotra antsika...

  • Vaovaon'ny L.M.A.

    14 octobre 2005 ( #lma.anciens )

    Lycée-Pilote Atoa ANDRIANAIVOMANJATO Rasolofiafara no tale (proviseur) ankehitriny. (eo amin'ny ankavanana ) Mba fantatrao moa fa ny Lycée Moderne Ampefiloha no anisan’ny be mpianatra indrindra any Dago ? Tamin’ny faran’ny taom-pianarana 2002-2003 dia...

  • FIHAONANA L.M.A. France 2006 : Tongà lafatra ! !

    08 mai 2006 ( #lma.anciens )

    FIHAONANA L.M.A. France 2006 Retrouvailles LMA 2006 : réussies ! Vita soa-aman-tsàra NY FIHAONANA 2006 niarahan'ny maintimolaly taty France . Niatomboka tamin'ny 1 ora atoandro ka hatramin'ny 7 ora alina ny lanonàna, tao amin'ny Restaurant MON TANA tao...

  • CELEBRATION 40 ème Anniversaire du LMA

    06 juin 2006 ( #lma.anciens )

    40 taona ny L.M.A 1966 - 2006 Ao anatin'ny fankalazana ny faha-40 taonan'ny LYCEE MODERNE AMPEFILOHA Dia misy fanentànana karakarain'i Rtoa Marcelle RABETRANO, filohan'ny Filan-kevitry ny LMA any Dago hamitàna ny Centre de Documentation et d'Information...

  • HIRA FANEVA L.M.A

    18 mai 2006 ( #lma.anciens )

    HIRA FANEVA LMA Raha te-hianatra, hihaino, hankafia ny hira faneva LMA ianao dia "cliquer-o" io mpitendry zava-maneno io ! 1) Rehefa tafiditra ao amin'ilay sîte ianao dia, cliquer-o ilay soratra hoe : "Click here for download" Hyperupload :: Download...

  • Sarin'ny maintimolaly : AO VE IANAO ?

    04 mai 2006 ( #lma.anciens )

    TONGA NY SARIN'NY MAINTIMOLALY E Ireo no isan'ny "surveillants" tamin'ny taona 1975-1985. Mr "Raboribory" izao io amin'ny ankavanana io ! Fa iza moa no tena anarany, satria olona nahavita be ho an'ny LMA izy ka tsara raha omena hajany ! Miangavy anareo...

  • Sondage : questions et réponses !

    02 décembre 2006 ( #lma.anciens )

    SONDAGE EX-LMA Ao anatin'ny fankalazana ny faha-40 taona ny LMA, Araka ny resaka nifanaovan'ny ex-LMA tamin'ny fihaonana farany teo (tany amin'ny restaurant MON TANA tamin'ny 07 mey 2006), dia misy izao soso-kevitra izao, ilaina ny fanapahana avy amin'ny...

  • HIRA FANEVA LMA - REVISION

    17 mai 2007 ( #lma.anciens )

    HIRA FANEVA LMA Manao ahoana daholo isika rehetra e! Eo am-piandrasana ny soso-kevitra mikasika ny fihaonana manaraka dia manasa anao hamerina mianatra ny hira fanevan'ny LMA ! ! Mahereza daholo e ! ! joyce

  • Bonne Année 2007

    30 décembre 2006 ( #lma.anciens )

    BONNES ANNEE 2007 à TOUS ! Vous pouvez visiter les album-photos et les reportages en marge à gauche !!! TRATRIN'NY TAONA 2007 DAHOLO E ! Vangivangio matetika ihany ireo sary, sy soratra ary soso-kevitra eo amin'ny ankavianao e!