SONDAGE EX-LMA
Ao anatin'ny fankalazana ny faha-40 taona ny LMA,
Araka ny resaka nifanaovan'ny ex-LMA tamin'ny fihaonana farany teo (tany amin'ny restaurant MON TANA tamin'ny 07 mey 2006), dia misy izao soso-kevitra izao, ilaina ny fanapahana avy amin'ny maintimolaly eto France!
Fantatra fa efa fitaovana tsy azo ialàna intsony izao ny Ordinateur sy izay mikasika azy rehetra : na ny logiciels izany (traitements de texte, tableurs, graphisme,...) na ny internet !
Ny hevitra mivaingana indrindra dia izao :
1 - Ny Fikambanan'ny Ex-LMA aty France, izay hivondrona ho Association no hikarakara azy. Tsara marihina fa mbola tsy misy io Fikambanana io, ary ilaina ny fananganana azy raha te-hanao zavatra araka ny lalàna .
2 - Amin'izay fomba rehetra azo atao (na bal, na varotra , na CD, na VCD, na fihaonana,na fampisehoana, sns...), dia hanangom-bola amin'ny alalan'ny Fikambanan'ny Ex-LMA-France. Mbola tsy manam-bola isika izao, ary izay te-hanome na handray anjàra dia TSY MAINTSY MIANDRY ny fananganana ny Fikambanana Ex-LMA-FRANCE, na izay rafitra iray tapakin'ny be sy ny maro
3 - Ny tanjona dia ny hamatsiana ny LMA ankehitriny amin'ny fitaovana Ordinateurs
4 - Hiangaviana ny LMA ankehitriny sy ny mpitantana azy hanome ny heviny mikasika izany, raha manana ny salle enti-mandray izany, ary ny rafitra heverany handaminana ny fampiasana azy. Efa manomana ny soratra mikasika izany izahay dia havaoka eto ihany
5 - Hasaina koa ny AALMA , fikambanan'ny maintimolaly LMA any Dago hanampy antsika na amin'ny hevitra, na amin'ny fanatanterahana !
Ka miangavy anareo samy hanome ny heviny, sady misaotra mialoha, ho an'ireo zanaka sy zandry ao amin'ny LMA, na ireo taranaka mbola handimby !
Miandry anareo , miandry antsika ! !
Misaotra antsika isika !
PISORAMAL
RESULTAT DU SONDAGE LMA
Nous remercions tous ceux et celles qui ont participé à ce sondage effectué entre le 30 Juin et le 30 Septembre 2006.
Aprés lecture, nous procederons à la mise en place rapide des structures de l'association . Puis compte tenu des réponses ci-aprés , nous définirons ensemble les moyens pour participer à l'installation d'une salle informatique au sein même de notre lycée.
28 personnes ont voté / 1 "vote blanc" (vide)
De quelle promotion êtes-vous ?
(27 personnes ont voté à cette question)
1966-70
2 votes ! ( 7.4%)
1971-75
3 votes ! ( 11.1%)
1976-80
9 votes ! ( 33.3%)
1981-85
4 votes ! ( 14.8%)
1986-90
2 votes ! ( 7.4%)
1991-95
3 votes ! ( 11.1%)
1996-2000
3 votes ! ( 11.1%)
2001-2005
1 votes ! ( 3.7%)
Etes vous pour la création d' une Association des Ex-LMA en France ou uniquement pour des rencontres ponctuelles ?
(25 personnes ont voté à cette question)
Pour une Association
16 votes ! ( 64.0%)
Pour des rencontres ponctuelles
9 votes ! ( 36.0%)
A ce propos, seriez vous partant (e) pour y participer activement ?
(24 personnes ont voté à cette question)
en tant que co-organisateur(trice) ou membre du bureau
2 votes ! ( 8.3%)
en tant qu'animateur (trice) (musique, théatre,poesie,....)
4 votes ! ( 16.7%)
en tant que co-responsable Web
1 votes ! ( 4.2%)
en tant que secrétaire ou rédacteur (trice)
1 votes ! ( 4.2%)
en tant que personne disponible ponctuellement
11 votes ! ( 45.8%)
Peu disponible
7 votes ! ( 29.2%)
Combien de fois par an souhaiteriez-vous que les ex-LMA se rencontrent ?
(25 personnes ont voté à cette question)
1 fois
9 votes ! ( 36.0%)
2 fois
10 votes ! ( 40.0%)
3 fois
6 votes ! ( 24.0%)
A quelles occasions ?
(25 personnes ont voté à cette question)
Déjeuner et aprés-midi
6 votes ! ( 24.0%)
Soirée dansante
6 votes ! ( 24.0%)
Dîner dansant
4 votes ! ( 16.0%)
Pique-nique ou sortie
9 votes ! ( 36.0%)
On se propose d'équiper le LMA en matériels informatiques : pour combien de postes ?
(24 personnes ont voté à cette question)
5 ordinateurs
3 votes ! ( 12.5%)
10 ordinateurs
11 votes ! ( 45.8%)
15 ordinateurs
10 votes ! ( 41.7%)
A l'occasion d'une rencontre, (soirée, déjeuner,représentation,...), quel prix d'entrée vous semble le plus équilibré ? (pour nous et le public)
(24 personnes ont voté à cette question)
10 Euro
5 votes ! ( 20.8%)
15 Euro
11 votes ! ( 45.8%)
18 Euro
4 votes ! ( 16.7%)
20 Euro
4 votes ! ( 16.7%)
Il est vraisemblable que pour des questions de transports et de stockages, les unités centrales et les écrans seront achetés à Dago. Avez-vous en disponibilité :
(13 personnes ont voté à cette question)
des logiciels de traitements de texte avec la licence
6 votes ! ( 46.2%)
des logiciels de calculs (tableur) avec la licence
5 votes ! ( 38.5%)
des cartes sons
4 votes ! ( 30.8%)
des cartes graphiques
3 votes ! ( 23.1%)
des cartes réseaux (éthernet ou modem)
3 votes ! ( 23.1%)
des souris performantes
3 votes ! ( 23.1%)
des logiciels de documentation (Encyclopédie, dictionnaire...)
5 votes ! ( 38.5%)
des logiciels d'apprentissage de langues étrangères
3 votes ! ( 23.1%)
des logiciels de traitements d'images avec la licence
2 votes ! ( 15.4%)
Via l'e-mail ou ici, nous attendons vos commentaires !
Joyce
(06 67 24 52 72)
Ecrire un commentaire - Voir les commentaires - Recommander

Bienvenue à tous , surtout à ceux qui sont passés par ce lycée malgache depuis sa création en 1966


(miaraka amin'i RA-BEPC eto amin'i sary. Ampatsiahivina fa i RA-BEPC no nanome antsika ireny sary taloha ireny ka isaorana betsaka izy)
Lycee ,ary nofaranana tamin'ny dejeuner dansant, tsy nitsanga-menatra isika tami'izany fa dia niara nisalahy tamin'ireo mpiandraikitra rehetra hatramin'ny volana desambra 2005 ka hatramin'izao.
tamin'ny Sabotsy faha 13 Mey 2006. Hira efa ho dimy ambin'ny folo no nampiseoany ny talentany tamin'izany.
