satria nahita indray ireo namana vaovao hafa, izay mpianatra tao fahiny ihany koa.
Nafana tokoa ny fikoranana....

![]()
Bienvenue à tous , surtout à ceux qui sont passés par ce lycée malgache depuis sa création en 1966
![]()
| Novembre 2009 | ||||||||||
| L | M | M | J | V | S | D | ||||
| 1 | ||||||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | ||||
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | ||||
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | ||||
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | ||||
| 30 | ||||||||||
|
||||||||||
Sîte trés "in", ludique, aeré, agréable avec en sus la confirmation de la chanteuse-DJ : SHANNI.
Tena araky ny toe-trandro tokoa i Shanni sady mazava ny zava-drehetra rehefa mamangy ity trano-kala ity !
Si vous avez quelques minutes (ou heures) pour apprécier des interpretations "faits maisons", alors bienvenues ! ! !
Te-hihaino hira, na fiangaliana " an-trano an-trano ", nataon'ny mpinamana, mpianakavy dia tsidio ity tranon-kala tsotra dia tsotra ity !
En terme de qualité, vous ne trouverez pas mieux ! Images et photos surfent avec la perfection.. sans parler des prestations trés sécurisantes !
Anisan'ny trano-kàla tsara indrindra, na ny endrika na ny atiny
On ne parle jamais assez du travail des bénévoles ! Vous y retrouverez entre autres la magnifique AINA QUACH qui a animé la dernière rencontre LMA -ex à MONTANA !
Deraina tokoa ny ezaka ataon'ny bénévoles toy i Dominique sy Alifara, sns... ho fanampiana ireo sahirana any Dago
http://www.freewebs.com/ilay_fitia/
La pôetesse moderne malgache par excellence ! Avec des mots accessibles et un ton captivant, Ny Eja nous decrit l'amour au quotidien !
Sady mpanoratra no mpanentana, no mpamorona lalao kolo-tsaina... Mendrika tokoa !
satria nahita indray ireo namana vaovao hafa, izay mpianatra tao fahiny ihany koa.
Nafana tokoa ny fikoranana....
NDAO HIREVY II
Tadidinao ve ny "NDAO HIREVY 1 ? "
Nahafinaritra tokoa izany ka dia raikitra indray ary ny "NDAO HIREVY II" !!
KARAOKE-DANCING
Hihaona indray ao amin'ny
Salle 30 - LMA isika anciens LMA eto
Antananarivo ny Zoma 1 Jona 2007 @ 21h00.
Mandritry ny KARAOKE-DANCING no hanaovana izany "NDAO HIREVY II" izany (tohin'ny efa natomboka tamin'ny herintaona).
Toy izao ny fandaharam-potoana:
I- FANAITAIRANA
21H00: Jazz "live"mandritra ny 40 mn
21:40: Folk "live"mandritra ny 40 mn
(hisy mpitendry; afaka mandray anjara daholo ny rehetra)
22:20: Variétés sy Kalon'ny Fahiny "live" hanehoan'i Coco (mpitendry ao amin'ny "Korana Music") ny fahaizany clavier, mandritry ny 40 mn. Mpihira: izaho, ianao, isika)
II- VENTIN'NY FIHAONANA
23:00: HIRA sy DIHY mandram-parainan'ny andro (mpandray anjara: ny rehetra, eo ambany fitarian'ireo mpanentana)
Mpanentana: ireo anciens sy ny mpanohana ny fikambanana
Fandraisana anjara: 5.000 Ariary isan'olona (ahazoana zava-pisotro iray izay tiana sy tsakitsaky)
Entano avokoa ny ankohonana / fianakaviana / namantsika fa efa ela loatra tsy nihaona.
Ao isika mahafantatra hoe "aiza indray no hihaona amin'ny manaraka, ary rahoviana".
Tsara raha manao "réservation"-na latabatra fa kelikely ihany ny efitranontsika. (Benja: 033 02 695 64).
Tsara ihany koa raha alefa any aminy mialoha ny hira tianao hiraina raha efa fantatrao, mba ahafahana manao azy anaty PowerPoint.
Mifampilazà, ary tongava maro. ! ! !
Amin'ny anaran'ny Filohan'ny Fikambanana (Maître Gustave Razakamanantsoa)
Andriamahandrimanana Ramarozatovo (Benja)
PS : Manasa an-tsika hianatra ny hira faneva etsy ambany mba ho ventesina isaky ny mihaona e!
joyce
HIRA FANEVA LMA
Manao ahoana daholo isika rehetra e! Eo am-piandrasana ny soso-kevitra mikasika ny fihaonana manaraka dia manasa anao hamerina mianatra ny hira fanevan'ny LMA ! !
Mahereza daholo e ! !
joyce
Atelier - Fanorotorona sy fitantanana ny mpianatra LMA amin'ny poezia!
Ao anatin'ny fankalazana ny faha 20 tana nanoratany,
Amin'ny alarobia 25 avril 2007 dia manomana atelier ny Eja ho an'ny mpianatra LMA .
Ny zavatra atao amin'izany dia ny famoronana tononkalo ataon'ny mpianatra amin'ny teny malagasy sy teny frantsay tononkalo ho setrin'ireo tononkalo nosaoratan'Ny Eja izay vita dika amin'ny fiteny frantsay.
Ny toerana hanatanterahana ny atelier dia ao amin'ny ALLIANCE FRANCAISE Andavamamba amin'ny faha 25 avril 2007
Ny Sabotsy 28 avrily kosa dia declamation izay atao ao amin'ny ALLIANCE FRANCAISE ihany ao amin'ny efitra malalaka ambony rihana .
Manasa antsika rehetra hifanotrona amin'izany .
Mahaliana dia mahaliana ny mamaky ny poeziam-mpitiavana iangaliana'ity renim-pianakaviana, mbola tanora dia tanora ity. Raha te-hankafy izany hoe : poezia mitory fitiavana amin'ny lafiny rehetra izany ianao dia vangio ity trano-kala ity : Ary tsy amin'ny teny malagasy ihany fa raha mitsidika ity trano-kàla ity ianao : http://ilay.fitiavana.googlepages.com dia hankafia tokoa ny famadihana (traduction) amin'ny teny frantsay ny sasany amin'ireo tononkalony. Raha te-hihaino ampahany amin'ny fiangalian'i Ny Eja ianao dia vangio ity tranon-kala ity :
Toa tsy mampino ny mamaky fa efa 20 taona nanoratana sahady i NY EJA, izay tsy iza fa mpiara-nianatra tamin-tsika tao amin'ny Lycée Moderne Ampefiloha, Antananarivo
Raha misy amintsika maintimolaly, te-hampiely ny asa-tanany, na ny trano-kalany dia aza misalasala mandefa izany aty aminay dia havaoka eto !
Veloma e!!
joyce
BONNES ANNEE 2007 à TOUS !
Vous pouvez visiter les album-photos et les reportages en marge à gauche !!!
TRATRIN'NY TAONA 2007 DAHOLO E !
Vangivangio matetika ihany ireo sary, sy soratra ary soso-kevitra eo amin'ny ankavianao e!
Pour tous ceux qui recherchent des "ex-LMA", ils peuvent CONSULTER* ou REDIGER* leurs annonces directement en cliquant sur l'option "COMMENTAIRES " ci-dessous .
Merci et bonnes retrouvailles !
*Important : aprés rédaction de votre annonçe ou message, n'oubliez pas de laisser votre adresse e-mail
Joyce